Ezra 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jonatana zanak’i Asahela sy i Jahaza, zanak’i Tikva ihany no nanohitra izany; niandany taminy koa i Mesolama sy i Sabetahy levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy afa-tsy i Jonatàna zanak’i Azahela, sy i Jaasiasa zanak’i Tekoà no hany nanohitra izany hevitra izany; ary i Mosolama sy i Sebetaì Levita koa no niandany taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jônatàna zanakalahin’i Hasahela sy i Jahizeià zanakalahin’i Tikvà no hany nanohitra izany hevitra izany; ary niandany taminy koa i Mesolama sy ilay levita atao hoe Sabetahy.
Malagasy Bible 1865
Jonatana, zanak'i Asahela, sy Jahaza, zanak'i Tikva, ihany no nanohitra izany; ary Mesolama sy Sabetahy Levita niandany taminy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jonatana zanak’i Asahela sy i Jahaza, zanak’i Tikva ihany no nanohitra izany; niandany taminy koa i Mesolama sy i Sabetahy levita.
malagasy
Jonatana, zanak'i Asahela, sy Jahaza, zanak'i Tikva, ihany no nanohitra izany; ary Mesolama sy Sabetahy Levita niandany taminy koa.