Ezra 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany dia vitany ny raharaha ny amin’ny lehilahy rehetra izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany vao nahavita ny raharaha tamin’ireo lehilahy rehetra namponina tao aminy vehivavy hafa firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny andro voalohany, tamin’ny volana voalohan’ny taona manaraka, vao vita lamina ny raharaha ny amin’ireo lehilahy rehetra naka vehivavy hafa firenena ho vady.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany dia vitany ny raharaha ny amin'ny lehilahy rehetra Izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany dia vitany ny raharaha ny amin’ny lehilahy rehetra izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny.
malagasy
Ary nony tonga ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany dia vitany ny raharaha ny amin'ny lehilahy rehetra Izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny.