Ezra 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hita teo amin’ny taranaky ny mpisorona fa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny dia ireto: Ny teo amin’ny taranak’i Josoa, zanak’i Jozadaka, sy ny rahalahiny dia i Mahaseia, i Eliezera, i Jariba ary i Gedalia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranaky ny mpisorona dia nisy namponina tao aminy vehivavy hafa firenena. Tamin’ny taranak’i Jôsoe, zanak’i Josedeka mbamin’ireo rahalahiny: i Maasiasa, i Eliezera, i Jiraba, ary i Godoliasa:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ireo taranaky ny mpisorona dia nisy naka vehivavy hafa firenena ho vady, ka ireto avy: tamin’ny taranak’i Jesoa mirahalahy avy, zanakalahin’i Jôtsadàka, dia ry i Mahaseià sy i Elihezera ary i Jariba sy i Gedalià;
Malagasy Bible 1865
Ary ny hita teo amin'ny taranaky ny mpisorona izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny dia izao: Ny teo amin'ny taranak'i Jesoa, zanak'i Jozadaka, sy ny rahalahiny dia Mahaseia sy Eliezera sy Jariba ary Gedalia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hita teo amin’ny taranaky ny mpisorona fa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny dia ireto: Ny teo amin’ny taranak’i Josoa, zanak’i Jozadaka, sy ny rahalahiny dia i Mahaseia, i Eliezera, i Jariba ary i Gedalia;
malagasy