Ezra 10:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanolo-tanana nanaiky hisaotra ny vadiny izy ireo sady handoa ondrilahy iray avy ho fanati-panonerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nametra-teny fa hisaotra ny vadiny izy ireo, dia niaiky ny hadisoany, ary nanatitra ondralahy iray ho fanonerana ny otany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nametra-teny izy efa-dahy fa handroaka ny vadiny sy hanolotra ondrilahy iray avy ho sorona fanalana ny otany;
Malagasy Bible 1865
dia nanola-tanana nanaiky hisaotra ny vadiny izy ireo sy handoa ondriny iray avy ho fanati-panonerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanolo-tanana nanaiky hisaotra ny vadiny izy ireo sady handoa ondrilahy iray avy ho fanati-panonerany.
malagasy
dia nanola-tanana nanaiky hisaotra ny vadiny izy ireo sy handoa ondriny iray avy ho fanati-panonerany.