Ezra 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avy tamin’ny taranak’Imera dia i Hanany sy i Zebedia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranak’i Emara: i Hananỳ sy i Zebediasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Imera, dia ry i Hanany sy i Zebadià;
Malagasy Bible 1865
Ary ny avy tamin'ny taranak'Imera dia Hanany sy Zebedia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avy tamin’ny taranak’Imera dia i Hanany sy i Zebedia;
malagasy
Ary ny avy tamin'ny taranak'Imera dia Hanany sy Zebedia;