Ezra 10:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny taranak’i Harima dia i Mahaseia, i Elia, i Semaia, i Jehiela ary i Ozia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranak’i Harima: i Maasiasa, i Elia, i Semeisa, i Jehiela ary i Oziasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Harima, dia ry i Mahaseià sy i Elià mbamin’i Semahià sy i Jehiela ary i Hozià;
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny taranak'i Harima dia Mahaseia sy Elia sy Semaia sy Jehiela ary Ozia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny taranak’i Harima dia i Mahaseia, i Elia, i Semaia, i Jehiela ary i Ozia;
malagasy
ary ny avy tamin'ny taranak'i Harima dia Mahaseia sy Elia sy Semaia sy Jehiela ary Ozia;