Ezra 10:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny taranak’i Pasora dia i Elioenay, i Mahaseia, Ismaela, i Netanela, i Jozabada ary i Elasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranak’i Fasora: i Eliôenaì, i Maasiasa, i Ismaela, i Natanaely, i Jôzabeda ary i Elasà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Pasehora, dia ry i Eliôhenay sy i Mahaseià mbamin’i Jismahela sy i Netaneela ary i Jôzabada sy i Elehasa.
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny taranak'i Pasora dia Elioenay sy Mahaseia sy Isimaela sy Netanela sy Jozabada ary Elasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny taranak’i Pasora dia i Elioenay, i Mahaseia, Ismaela, i Netanela, i Jozabada ary i Elasa.
malagasy
ary ny avy tamin'ny taranak'i Pasora dia Elioenay sy Mahaseia sy Isimaela sy Netanela sy Jozabada ary Elasa.