Ezra 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avy tamin’ny levita dia i Jozabada, i Simey, i Kelaia na i Kelita izany mbamin’i Petahia sy i Joda ary i Eliezera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny Levita: i Jôzabeda, i Semei, i Kelaiasa, i Kelità ihany io, i Fataisa, i Jodà ary i Eliezera. Tamin’ny mpihira; i Eliasiba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny levita dia ireto avy: ry i Jozabada sy i Simehy mbamin’i Kelaià (atao hoe koa Kelità) sy i Petahià ary i Jehodà sy i Elihezera.
Malagasy Bible 1865
Ary ny avy tamin'ny Levita dia Jozabada sy Simey sy Kelaia (Kelita izany) sy Petahia sy Joda ary Eliezera:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avy tamin’ny levita* dia i Jozabada, i Simey, i Kelaia na i Kelita izany mbamin’i Petahia sy i Joda ary i Eliezera.
malagasy
Ary ny avy tamin'ny Levita dia Jozabada sy Simey sy Kelaia (Kelita izany) sy Petahia sy Joda ary Eliezera: