Ezra 10:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avy tamin’ny mpihira dia i Eliasiba; ary ny avy tamin’ny mpiandry varavarana dia i Saloma sy i Talema ary i Ory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny mpiandry varavarana: i Seloma, i Telema ary i Orì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny mpihira dia i Eliasiba. Tamin’ny mpiandry varavarana dia ry i Saloma sy i Telema ary i Ory.
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny mpihira dia Eliasiba; ary ny avy tamin'ny mpiandry varavarana dia Saloma sy Talema ary Ory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avy tamin’ny mpihira dia i Eliasiba; ary ny avy tamin’ny mpiandry varavarana dia i Saloma sy i Talema ary i Ory.
malagasy
ary ny avy tamin'ny mpihira dia Eliasiba; ary ny avy tamin'ny mpiandry varavarana dia Saloma sy Talema ary Ory.