Ezra 10:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny avy tamin’ny Israely kosa dia ireto avy: Ny avy tamin’ny taranak’i Parosy dia i Ramia, i Jizia, i Malkia, i Miamina, i Eleazara, i Malkia ary i Benaia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tamin’i Israely dia izao: Tamin’ny taranak’i Farosa: i Remeiasa, i Jeziasa, i Melkiasa, i Miamima, i Eliezera, i Melkiasa, ary i Banaiasa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny sarambabem-bahoaka israelita dia ireto avy: tamin’ny taranak’i Parehôsy dia ry i Ramià sy i Jizià ary i Malkià mbamin’ny Miamina sy i Elehazara ary i Malkià sy i Benaià;
Malagasy Bible 1865
Ary ny avy tamin'ny Isiraely koa: ny avy tamin'ny taranak'i Parosy dia Ramia sy Jizia sy Malkia sy Miamina sy Eleazara sy Malkia ary Benaia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny avy tamin’ny Israely kosa dia ireto avy: Ny avy tamin’ny taranak’i Parosy dia i Ramia, i Jizia, i Malkia, i Miamina, i Eleazara, i Malkia ary i Benaia;
malagasy
Ary ny avy tamin'ny Isiraely koa: ny avy tamin'ny taranak'i Parosy dia Ramia sy Jizia sy Malkia sy Miamina sy Eleazara sy Malkia ary Benaia;