Ezra 10:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny avy tamin’ny taranak’i Elema dia i Matania, i Zakaria, i Jehiela, i Abdia, i Jeremota ary i Elia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Elama: i Metaniasa, i Zakaria, i Jehiela, i Abdỳ, i Jerimota ary i Elia;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Helama dia ry i Matanià sy i Zakarià mbamin’i Jehiela sy i Habdy ary i Jeremôta sy i Elià;
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny taranak'i Elema dia Matania sy Zakaria sy Jehiela sy Abdia sy Jeremota ary Elia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny avy tamin’ny taranak’i Elema dia i Matania, i Zakaria, i Jehiela, i Abdia, i Jeremota ary i Elia;
malagasy
ary ny avy tamin'ny taranak'i Elema dia Matania sy Zakaria sy Jehiela sy Abdia sy Jeremota ary Elia;