Ezra 10:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny taranak’i Zato dia i Elioenay, i Eliasiba, i Matania, i Jeremota, i Zabada ary i Aziza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Zetoà: i Eliôenaì, i Eliasiba, i Mataniasa, i Jerimota, i Zabada, ary i Azizà;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Zatò dia ry i Eliôhenay sy i Eliasiba mbamin’i Matanià sy i Jeremôta ary i Zabada sy i Hazizà;
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny taranak'i Zato dia Elioenay sy Eliasiba sy Matania sy Jeremota sy Zabada ary Aziza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny taranak’i Zato dia i Elioenay, i Eliasiba, i Matania, i Jeremota, i Zabada ary i Aziza;
malagasy
ary ny avy tamin'ny taranak'i Zato dia Elioenay sy Eliasiba sy Matania sy Jeremota sy Zabada ary Aziza;