Ezra 10:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny taranak’i Bany dia i Mesolama, i Maloka, i Adaia, i Jasoba, i Seala ary i Ramota;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Banỳ: i Mosolama, i Melòka, i Adaiasa, i Jasoba, i Saala, ary i Ramôta;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Banỳ dia ry i Mesolama sy i Malòka mbamin’i Hadaià sy i Jasoba ary i Seala sy i Jeremôta;
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny taranak'i Bany dia Mesolama sy Maloka sy Adaia sy Jasoba sy Seala ary Ramota;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny taranak’i Bany dia i Mesolama, i Maloka, i Adaia, i Jasoba, i Seala ary i Ramota;
malagasy
ary ny avy tamin'ny taranak'i Bany dia Mesolama sy Maloka sy Adaia sy Jasoba sy Seala ary Ramota;