Ezra 10:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny taranak’i Pahata-Moaba dia i Adna, i Kelala, i Benaia, i Mahaseia, i Matania, i Bezalila, i Binoy ary i Manase;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Falata-Moaba: i Ednà, i Kalala, i Banaiasa, i Maasiasa, i Mataniasa, i Beseleela, i Benoy, ary i Manase;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Pahata-Môaba dia ry i Hadnà sy i Kelala ary i Benaià sy i Mahaseià mbamin’i Matanià sy i Betsalela ary i Binoy sy i Manase;
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny taranak'i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny taranak’i Pahata-Moaba dia i Adna, i Kelala, i Benaia, i Mahaseia, i Matania, i Bezalila, i Binoy ary i Manase;
malagasy
ary ny avy tamin'ny taranak'i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase;