Ezra 10:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny taranak’i Harima dia i Eliezera, i Jisia, i Malkia, i Semaia, i Simeona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Harima: i Eliezera, i Jesiasa, i Melkiasa, i Semeiàsa, i Simeôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Harîma dia ry i Elihezera sy i Jisià ary i Malkià sy i Semahià mbamin’i Simehôna
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny taranak'i Harima dia Eliezera sy Jisia sy Malkia sy Semaia sy Simeona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny taranak’i Harima dia i Eliezera, i Jisia, i Malkia, i Semaia, i Simeona,
malagasy
ary ny avy tamin'ny taranak'i Harima dia Eliezera sy Jisia sy Malkia sy Semaia sy Simeona