Ezra 10:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny taranak’i Hasoma dia i Matenay, i Matata, i Zabada, i Elifeleta, i Jeremay, i Manase ary i Simey;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Hasoma: i Matanay, i Matatà, i Zabeda, i Elifeleta, i Jermay, i Manase, i Semei;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Hasoma dia ry i Matenay sy i Matatà ary i Zabada sy i Elifelety mbamin’i Jeremay sy i Manase ary i Simehỳ;
Malagasy Bible 1865
ny avy tamin'ny taranak'i Hasoma dia Matenay sy Matata sy Zabada sy Elifeleta sy Jeremay sy Manase ary Simey;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny taranak’i Hasoma dia i Matenay, i Matata, i Zabada, i Elifeleta, i Jeremay, i Manase ary i Simey;
malagasy
ny avy tamin'ny taranak'i Hasoma dia Matenay sy Matata sy Zabada sy Elifeleta sy Jeremay sy Manase ary Simey;