Ezra 10:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy tamin’ny taranak’i Bany dia i Maday, i Amrama, i Oela,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Banỳ: i Maadỳ, i Amrama, i Oela,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Bony dia ry i Mahaday sy i Hamrama ary i Oela,
Malagasy Bible 1865
ny avy tamin'ny taranak'i Bany dia Maday sy Amrama sy Oela
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy tamin’ny taranak’i Bany dia i Maday, i Amrama, i Oela,
malagasy
ny avy tamin'ny taranak'i Bany dia Maday sy Amrama sy Oela