Ezra 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna fa adidinao izany; ary indreto koa izahay eto aminao; dia matokia tsara ka ataovy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitsangàna ianao, fa adidinao izao raharaha izao. Ary indreto koa izahay momba anao. Matokia, ary ataovy izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitsangàna fa adidinao izao raharaha izao; ary izahay koa vonon-kiaraka aminao. Aoka ho sahinao atao izany!
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, fa adidinao izany; ary indreto koa izahay eto aminao; dia matokia tsara, ka ataovy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna fa adidinao izany; ary indreto koa izahay eto aminao; dia matokia tsara ka ataovy izany.
malagasy
Mitsangàna, fa adidinao izany; ary indreto koa izahay eto aminao; dia matokia tsara, ka ataovy izany.