Ezra 10:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny avy tamin’ny taranak’i Nebo dia i Jeiela, i Matitia, i Zabada, i Zebina, i Jadao, i Joela ary i Benaia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Nebô: i Jehiela, i Matatiasa, i Zabada, i Zabinà, i Jedao, i Joela, ary i Banaiasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taranak’i Nebao, dia ry i Jehiela sy i Matitià ary i Zabada sy i Zebinà mbamin’i Jadao sy i Jôela ary i Benaià.
Malagasy Bible 1865
ny avy tamin'ny taranak'i Nebo dia Jeiela sy Matitia sy Zabada sy Zebina sy Jadao sy Joela ary Benaia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny avy tamin’ny taranak’i Nebo dia i Jeiela, i Matitia, i Zabada, i Zebina, i Jadao, i Joela ary i Benaia.
malagasy
ny avy tamin'ny taranak'i Nebo dia Jeiela sy Matitia sy Zabada sy Zebina sy Jadao sy Joela ary Benaia.Ireny rehetra ireny no samy efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny avokoa, sady efa niteraka ny vehivavy sasany tamin'ireny