Ezra 10:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireny rehetra ireny no samy efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny avokoa sady efa niteraka ny vehivavy sasany tamin’ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka vehivavy hafa firenena ho vady avokoa ireo lehilahy ireo, sady efa niteraka taminy ny maromaro amin’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo lehilahy rehetra ireo no samy efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny, sady efa niteraka ny vehivavy sasantsasany tamin’ireny.
Malagasy Bible 1865
Ireny rehetra ireny no samy efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny avokoa, sady efa niteraka ny vehivavy sasany tamin'ireny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireny rehetra ireny no samy efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny avokoa sady efa niteraka ny vehivavy sasany tamin’ireny.
malagasy
Ireny rehetra ireny no samy efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny avokoa, sady efa niteraka ny vehivavy sasany tamin'ireny