Ezra 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana i Ezra ka nampianiana ny lehiben’ny mpisorona sy ny levita ary ny Israely rehetra fa hanatanteraka izany teny izany; dia nianiana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana i Esdrasa, nampianiana ny lohan’ny mpisorona sy ny Levita mbamin’i Israely rehetra hanatanteraka izany voalaza teo izany, ka dia nianiana izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana i Hezrà ka nampianiana ny lohandohan’ireo mpisorona levita sy ireo filohan’ny Israelita hanao araka izany tolokevitr’i Sekanià izany; ary dia nianiana ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana Ezra ka nampianiana ny lohan'ny mpisorona sy ny Levita ary ny Isiraely rehetra hanao araka izany teny izany; dia nianiana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana i Ezra ka nampianiana ny lehiben’ny mpisorona sy ny levita* ary ny Israely rehetra fa hanatanteraka izany teny izany; dia nianiana ireo.
malagasy
Dia nitsangana Ezra ka nampianiana ny lohan'ny mpisorona sy ny Levita ary ny Isiraely rehetra hanao araka izany teny izany; dia nianiana ireo.