Ezra 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa teny manerana an’i Joda sy Jerosalema ireo ho any amin’ny olona rehetra izay efa niverina avy tamin’ny fahababoana mba hivory any Jerosalema;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa natao an-kabary eran’i Jodà sy i Jerosalema ny fiantsoana ny zanaky ny fahababoana hivory eo Jerosalema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy teny nalefa eran’i Jerosalema sy i Joda ho an’ireo Israelita tafaverina avy any an-tsesitany mba hivory ao Jerosalema;
Malagasy Bible 1865
Dia nandefa teny eran'i Joda sy Jerosalema ireo ho any amin'ny olona rehetra izay efa niverina avy tamin'ny fahababoana mba hivory any Jerosalema;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa teny manerana an’i Joda sy Jerosalema ireo ho any amin’ny olona rehetra izay efa niverina avy tamin’ny fahababoana mba hivory any Jerosalema;
malagasy
Dia nandefa teny eran'i Joda sy Jerosalema ireo ho any amin'ny olona rehetra izay efa niverina avy tamin'ny fahababoana mba hivory any Jerosalema;