Ezra 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary na iza na iza no tsy tonga ao anatin’ny hateloana araka ny tenin’ny mpanapaka sy ny loholona dia hatao ho zavatra voaozona ny fananany rehetra ary hesorina amin’ny fiangonan’ny olona izay efa niverina avy tamin’ny fahababoana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady nanapa-kevitra ny lehibe sy ny loholona, fa na zovy na zovy tsy tonga ao anatin’ny hateloana, dia horobaina ny fananany ary hoesorina amin’ny fiangonan’ny zanaky ny fahababoana ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary na iza na iza tsy tonga anatin’ny telo andro, araka ny tenin’ireo lehibe sy loholona, dia horobaina ny fananany rehetra ary hesorina tsy ho anisan’ny fiangonana israelita izy.
Malagasy Bible 1865
ary na iza na iza no tsy tonga amin'ny hateloana araka ny tenin'ny mpanapaka sy ny loholona, dia horobaina ny fananany rehetra, ary hesorina amin'ny fiangonan'ny olona izay efa niverina avy tamin'ny fahababoana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary na iza na iza no tsy tonga ao anatin’ny hateloana araka ny tenin’ny mpanapaka sy ny loholona dia hatao ho zavatra voaozona ny fananany rehetra ary hesorina amin’ny fiangonan’ny olona izay efa niverina avy tamin’ny fahababoana izy.
malagasy
ary na iza na iza no tsy tonga amin'ny hateloana araka ny tenin'ny mpanapaka sy ny loholona, dia horobaina ny fananany rehetra, ary hesorina amin'ny fiangonan'ny olona izay efa niverina avy tamin'ny fahababoana izy.[Heb. hatao herema]