Ezra 2:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpisorona dia izao: Ny taranak’i Jedaia avy tamin’ny ankohonan’i Josoa dia telo amby fitopolo sy sivinjato;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpisorona: 973 ny taranak’i Isaiasa tamin’ny fianakavian’i Josoe;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny mpisorona indray dia izao: ny terak’i Jedaià, izany hoe ny fianakaviamben’i Jesoa dia nisy lehilahy 973;
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak'i Jedaia, avy tamin'ny mpianakavin'i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpisorona dia izao: Ny taranak’i Jedaia avy tamin’ny ankohonan’i Josoa dia telo amby fitopolo sy sivinjato;
malagasy
Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak'i Jedaia, avy tamin'ny mpianakavin'i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;