Ezra 2:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao ny levita: Ny taranak’i Josoa sy i Kadmiela, avy tamin’ny taranak’i Hodavia, efatra amby fitopolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Levita: 74 ny taranak’i Josoe sy i Kedmiela, avy amin’ny taranak’i Odoiasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny Levita koa dia izao: ny terak’i Jesoa sy i Kadmiela mirahalahy, izay samy zanak’i Hôdavià, dia nisy lehilahy 74.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak'i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin'ny taranak'i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao ny levita*: Ny taranak’i Josoa sy i Kadmiela, avy tamin’ny taranak’i Hodavia, efatra amby fitopolo.
malagasy
Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak'i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin'ny taranak'i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.