Ezra 2:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranaky ny mpiandry varavarana dia izao: Ny taranak’i Saloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Talmona, ny taranak’i Akoba, ny taranak’i Hatita, ny taranak’i Sobay, izay sivy amby telopolo amby zato izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taranaky ny mpiandry varavarana: 139 no totalin’ny taranak’i Seloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Telmôna, ny taranak’i Akoba, ny taranak’i Hatita, ny taranak’i Sôbay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny mpiandry varavarana koa dia ny terak’ireto olona manaraka ireto: i Saloma, i Atera, i Talmôna, i Hakoba, i Hatità, ary i Sôbay; ka nisy lehilahy 139.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak'i Saloma, ny taranak'i Atera, ny taranak'i Talmona, ny taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranaky ny mpiandry varavarana dia izao: Ny taranak’i Saloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Talmona, ny taranak’i Akoba, ny taranak’i Hatita, ny taranak’i Sobay, izay sivy amby telopolo amby zato izy rehetra.
malagasy