Ezra 2:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady ny soratra filazana ny razany ireo nefa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin’ny fisoronana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikaroka ny taratasy vavolombelon’ny firazanana izy ireo, fa tsy nahita, ka dia nolazaina ho tsy madio tsy mahatana ny fisoronana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitady ny taratasy milaza ny firazanany ry zareo saingy tsy nahita; dia noheverina ho tsy madio ara-pivavahana izy ka nahantona tsy hanao fisoronana.
Malagasy Bible 1865
Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin'ny fisoronana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady ny soratra filazana ny razany ireo nefa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin’ny fisoronana.
malagasy
Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin'ny fisoronana.