Ezra 2:63 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza taminy ny governora fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masina indrindra izy mandra-pitsangan’izay mpisorona iray hitondra ny Orima sy Tomima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary noraran’ny governora tsy hihinana ny zavatra masina indrindra izy ireo, mandra-pitsangan’izay mpisorona, hanontany amin’Andriamanitra amin’ny Orima sy ny Tomima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noraran’ny governora tsy hihinana ny zava-masina dia masina izy mandra-pitsangan’izay mpisorona anankiray hanapa-kevitra momba azy amin’ny alalan’ny Orîma sy Tomîma.
Malagasy Bible 1865
Ary ny governora nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masina indrindra izy mandra-pitsangan'izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza taminy ny governora fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masina indrindra izy mandra-pitsangan’izay mpisorona iray hitondra ny Orima sy Tomima*.
malagasy
Ary ny governora nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masina indrindra izy mandra-pitsangan'izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.