Ezra 2:64 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tontalin’ny olona rehetra dia enimpolo sy telonjato sy roa arivo sy efatra alina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy 42.360 no totalin’ny fiangonana rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy olona 42 360 no tontalin’ny Israelita tafangona.
Malagasy Bible 1865
Ny tontalin'ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tontalin’ny olona rehetra dia enimpolo sy telonjato sy roa arivo sy efatra alina,
malagasy
Ny tontalin'ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,