Ezra 2:65 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny fito amby telopolo sy telonjato sy fito arivo; nisy mpihira lahy sy vavy roanjato teo aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy ny mpanompony, lahy amana vavy, izay nisy 7.337. Nisy mpihira, lahy amana vavy, 200, tamin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka taminy koa ny mpanompo lahy sy vavy miisa 7 337, ny mpihira lahy sy vavy miisa roanjato;
Malagasy Bible 1865
afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nisy mpihiralahy sy mpihiravavy roan-jato teo aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny fito amby telopolo sy telonjato sy fito arivo; nisy mpihira lahy sy vavy roanjato teo aminy;
malagasy
afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nisy mpihiralahy sy mpihiravavy roan-jato teo aminy;