Ezra 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitandrina ny andro firavoravoana fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo koa izy, araka ny voasoratra, sady nanolotra fanatitra dorana manontolo isanandro araka ny isany avy, tahaka ny fanao; araka izay voatendry hatao isanandro avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fetin’ny Tabernakla, araka ny voasoratra koa izy, ka nanatitra ny sorona dorana isan’andro isan’andro, araka ny isany voadidin’ny lalàna hatao isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nanao ny fankalazana ny Tranotomboka araka ny voasoratra koa ny Israelita ka nanolotra sorona dorana manontolo isan’andro araka izay voafetra hatao isan’andro.
Malagasy Bible 1865
Ary nitandrina ny andro firavoravoana fitoerana ao amin'ny trano rantsan-kazo koa izy, araka ny voasoratra, sy ny amin'ny fanatitra dorana isan'andro araka ny isany avy, tahaka ny fanao, araka izay voatendry hatao isan'andro avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitandrina ny andro firavoravoana fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo koa izy, araka ny voasoratra, sady nanolotra fanatitra dorana manontolo isanandro araka ny isany avy, tahaka ny fanao; araka izay voatendry hatao isanandro avy.
malagasy