Ezra 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny firenena sisa izay noentin’i Asnapara lehibe sady malaza, ho babo, ary namponeniny tany an-tanàna Samaria sy tany amin’ny tany sasany etỳ andafin’ny ony Eofrata....
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny vahoaka sisa, izay nentin’i Asnafara, lehibe sady malaza, nafindrany sy namponeniny ao an-tanànan’i Samaria sy amin’ny tany sasany atỳ an-dafin’ny ony, sns.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbamin’ny firenena hafa nafindran’i Asnapara mpanjaka lehibe sady malaza, ka namponeniny tamin’ireo tanànan’i Samaria na tamin’ny toerana sisa atỳ andafy andrefan’ny ony Eofrata,...»
Malagasy Bible 1865
mbamin'ny firenena sisa izay nentin'i Asnapara lehibe sady malaza ho babo, ka namponeniny tany an-tanàna Samaria sy tany amin'ny tany sasany etỳ an-dafin'ny ony etỳ...
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny firenena sisa izay noentin’i Asnapara lehibe sady malaza, ho babo, ary namponeniny tany an-tanàna Samaria sy tany amin’ny tany sasany etỳ andafin’ny ony Eofrata....
malagasy
mbamin'ny firenena sisa izay nentin'i Asnapara lehibe sady malaza ho babo, ka namponeniny tany an-tanàna Samaria sy tany amin'ny tany sasany etỳ an-dafin'ny ony etỳ...