Ezra 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no voadika amin’ny taratasy nampitondrainy ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka: Ny lehilahy mpanomponao etỳ andafin’ny ony Eofrata....
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no kôpian’ny taratasy nampitondrainy an’i Artakserksesa mpanjaka: Ny mpanomponao, ny olona atỳ an-dafin’ny ony, sns.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no kôpian’ilay taratasy nalefany ho an’ny amperôra Artakserksesa: «Voninahitra ho anay mpanomponao atỳ andafy andrefan’ny ony Eofrata... ny manoratra ity taratasy ity aminao, ry Andriamanjaka.
Malagasy Bible 1865
Izao no teny amin'ny taratasy nampitondrainy ho any amin'i Artaksersesy mpanjaka: Ny lehilahy mpanomponao etỳ an-dafin'ny ony etỳ.....
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no voadika amin’ny taratasy nampitondrainy ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka: Ny lehilahy mpanomponao etỳ andafin’ny ony Eofrata....
malagasy
Izao no teny amin'ny taratasy nampitondrainy ho any amin'i Artaksersesy mpanjaka: Ny lehilahy mpanomponao etỳ an-dafin'ny ony etỳ.....