Ezra 4:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria mahazo ny fivelomanay avy amin’ny lapan’ny mpanjaka izahay dia tsy mety raha odianay tsy hita ny fatiantoky ny fanjakana ka nandefa iraka hampahafantatra izao amin’ny mpanjaka izahay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izahay mihinana ny sira avy any an-dapa anefa, sady heverinay fa tsy mety raha tsiratsiraina eo imasonay ny mpanjaka, dia nandefa ny filazana izany amin’ny mpanjaka izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho zakanay ny hahita anao afa-baràka, ry Andriamanjaka, satria izahay dia mandray tombontsoa amin’ny fanompoana anao; koa naniraka olona izahay hampahafantatra anao izany.
Malagasy Bible 1865
Koa satria mahazo ny fivelomanay avy amin'ny lapan'ny mpanjaka izahay, dia tsy mety raha odianay tsy hita ny fatiantoky ny fanjakana, ka dia efa naniraka hampahafantatra ny mpanjaka izany izahay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria mahazo ny fivelomanay avy amin’ny lapan’ny mpanjaka izahay dia tsy mety raha odianay tsy hita ny fatiantoky ny fanjakana ka nandefa iraka hampahafantatra izao amin’ny mpanjaka izahay,
malagasy
Koa satria mahazo ny fivelomanay avy amin'ny lapan'ny mpanjaka izahay, dia tsy mety raha odianay tsy hita ny fatiantoky ny fanjakana, ka dia efa naniraka hampahafantatra ny mpanjaka izany izahay, [Heb. mihinana ny sira]