Ezra 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mampahafantatra ny mpanjaka izahay fa raha hamboarina io tanàna io ka vita ny mandany dia tsy hanana fananana amin’ny etỳ andafin’ny ony Eofrata intsony ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nampahalala ny mpanjaka izahay, fa raha voavoatra indray io tanàna io, ka voatsangana ny mandany, dia tsy hanana na inona na inona atỳ an-dafin’ny ony intsony ianao, amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ampahafantarinay anao, ry Andriamanjaka, fa raha voaorina indray io tanàna io ka tafatsangana ny mandany, dia tsy hanana faritany atỳ andafy andrefan’ny ony Eofrata intsony ianao».
Malagasy Bible 1865
Ary mampahafantatra ny mpanjaka izahay fa raha hamboarina io tanàna io, ka vita ny mandany, dia tsy hanana fanjakana amin'ny etỳ an-dafin'ny ony etỳ intsony ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mampahafantatra ny mpanjaka izahay fa raha hamboarina io tanàna io ka vita ny mandany dia tsy hanana fananana amin’ny etỳ andafin’ny ony Eofrata intsony ianao.
malagasy
Ary mampahafantatra ny mpanjaka izahay fa raha hamboarina io tanàna io, ka vita ny mandany, dia tsy hanana fanjakana amin'ny etỳ an-dafin'ny ony etỳ intsony ianao.