Ezra 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampitondrain’ny mpanjaka ho any amin’i Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra mbamin’ny namany sisa izay nonina tany Samaria sy tany amin’ny tanàna sasany any andafin’ny ony Eofrata ny valiny hoe: Fiadanana....
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no valy nalefan’ny mpanjaka ho an-dRehoma governora, i Samsaì mpanoratra, mbamin’ny namany sisa, monina ao Samaria sy amin’ny tanàna hafa any an-dafin’ny ony: Arahaba, sns.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no valin-taratasy nalefan’ny amperôra: «Ho an’i Rehoma governora sy i Simsay mpitantsoratra ary ny namany hafa izay monina any Samaria na amin’ny toerana sisa any andafy andrefan’ny ony Eofrata. «Mamangy sy miarahaba anareo, aho sns...
Malagasy Bible 1865
Dia nampitondrain'ny mpanjaka ny valiny ho any amin-dRehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra mbamin'ny namany sisa izay nonina tany Samaria sy tany amin'ny tanàna sasany an-dafin'ny ony, nanao hoe: Fiadanana.....
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampitondrain’ny mpanjaka ho any amin’i Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra mbamin’ny namany sisa izay nonina tany Samaria sy tany amin’ny tanàna sasany any andafin’ny ony Eofrata ny valiny hoe: Fiadanana....
malagasy