Ezra 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taratasy izay nampitondrainareo ho atỳ aminay dia efa voavaky tsara teo anatrehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa voavaky mazava teo anatrehako ny taratasy nampitondrainareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny taratasy izay nalefanareo ho ahy dia efa voavaky tsara teo anatrehako.
Malagasy Bible 1865
Ny taratasy izay nampitondrainareo ho atỳ aminay dia efa voavaky tsara teo anatrehako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taratasy izay nampitondrainareo ho atỳ aminay dia efa voavaky tsara teo anatrehako.
malagasy
Ny taratasy izay nampitondrainareo ho atỳ aminay dia efa voavaky tsara teo anatrehako;