Ezra 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandidy aho ka nasaiko nojerena; dia hita fa nanandra-tena nikomy tamin’ny mpanjaka maro hatrizay ela izay tokoa io tanàna io ka nisy fikomiana sy fiokoana niseho tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary efa nanome didy aho, ka dia efa nokarohina, ary hita fa efa nikomy tamin’ny mpanjaka maro hatrizay ela izay tokoa io tanàna io, sady efa nitrangàm-pikomiana amam-piodinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary efa nanome baiko aho hizahana ny boky firaketana; dia hita fa nitroatra nanohitra mpanjaka maro hatrizay ela izay tokoa io tanàna io, ka nisy fikomiana sy fiodinana niseho tao.
Malagasy Bible 1865
ary izaho nandidy, ka nasaiko nizahana, dia hita fa nanandra-tena nikomy tamin'ny mpanjaka maro hatrizay ela izay tokoa io tanàna io, ka nisy fikomiana sy fihodinana niseho teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandidy aho ka nasaiko nojerena; dia hita fa nanandra-tena nikomy tamin’ny mpanjaka maro hatrizay ela izay tokoa io tanàna io ka nisy fikomiana sy fiokoana niseho tao.
malagasy
ary izaho nandidy, ka nasaiko nizahana, dia hita fa nanandra-tena nikomy tamin'ny mpanjaka maro hatrizay ela izay tokoa io tanàna io, ka nisy fikomiana sy fihodinana niseho teo.