Ezra 4:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa nisy mpanjaka mahery izay nanjaka tany Jerosalema nitondra ny tany rehetra any andafin’ny ony Eofrata ka nandoavana hetra sy haba ary sara io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nisy mpanjaka mahery tany Jerosalema, nanapaka ny tany rehetra any an-dafin’ny ony, sady nandoavana hetra, haba, sara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nisy mpanjaka mahery izay nanjaka tany Jerosalema, ka nanapaka ny tany rehetra any andafy andrefan’ny ony Eofrata sady nandoavana hetra sy haba ary sara.
Malagasy Bible 1865
Ary efa nisy mpanjaka mahery izay nanjaka tany Jerosalema nanapaka ny tany rehetra any an-dafin'ny ony ka nandoavana hetra sy haba ary sara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa nisy mpanjaka mahery izay nanjaka tany Jerosalema nitondra ny tany rehetra any andafin’ny ony Eofrata ka nandoavana hetra sy haba ary sara io.
malagasy
Ary efa nisy mpanjaka mahery izay nanjaka tany Jerosalema nanapaka ny tany rehetra any an-dafin'ny ony ka nandoavana hetra sy haba ary sara.