Ezra 4:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mamoaha didy hampitsahatra ireo olona ireo hoe tsy hamboarina io tanàna io raha tsy mahazo teny avy atỳ amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, didio hatsahatra ny asan’ireo olona ireo, fa tsy haorina indray io tanàna io, raha tsy efa nahazo teny avy atỳ amiko ny amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia makà fepetra hampitsahatra ireo olona ireo; fa tsy haorina indray io tanàna io, raha tsy efa nahazo teny avy atỳ amiko.
Malagasy Bible 1865
Koa dia manaova didy hampitsahatra ireo olona ireo, mba tsy hamboarina io tanàna io, raha tsy mahazo teny avy atỳ amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mamoaha didy hampitsahatra ireo olona ireo hoe tsy hamboarina io tanàna io raha tsy mahazo teny avy atỳ amiko.
malagasy
Koa dia manaova didy hampitsahatra ireo olona ireo, mba tsy hamboarina io tanàna io, raha tsy mahazo teny avy atỳ amiko.