Ezra 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo tsara fandrao misy tsy ataonareo izany; fa nahoana no havela handroso ny ratsy ka hahatonga fatiantoka ho an’ny fanjakana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo manao tsirambina amin’izany ianareo, ka mandroso ny ratsy hahafaty antoka ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo tsara fandrao manao tsirambina amin’izany ianareo, ka hitombo ny fahavoazana hahafatiantoka ny fanjakana».
Malagasy Bible 1865
Ary tandremo tsara, fandrao misy tsy vitanareo izany; fa nahoana no havela handroso ny ratsy ka hahatonga fatiantoka ho an'ny fanjakana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo tsara fandrao misy tsy ataonareo izany; fa nahoana no havela handroso ny ratsy ka hahatonga fatiantoka ho an’ny fanjakana?
malagasy
Ary tandremo tsara, fandrao misy tsy vitanareo izany; fa nahoana no havela handroso ny ratsy ka hahatonga fatiantoka ho an'ny fanjakana?