Ezra 4:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voavaky teo anatrehan’i Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra mbamin’ny namany ny taratasin’i Artaksersesy mpanjaka dia niakatra haingana ho any amin’ny Jiosy tany Jerosalema izy ka nampitsahatra azy an-keriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vantany vao voavaky teo anatrehan-dRehoma, i Samsaì, mpanoratra, ary ireo namany, ny kôpian’ny taratasin’i Artakserksesa mpanjaka, dia nankany amin’ny Jody tany Jerosalema faingana izy, ka nasainy natsahatra an-keriny sy an-ditra ny asa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao voavaky teo anatrehan’i Rehoma sy i Simsay ary ny namany kosa ilay taratasin’ny amperôra Artakserksesa, dia niakatra faingana ho any amin’ny Jiosy tany Jerosalema ry zareo ka nampitsahatra azy an-keriny sy an-ditra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voavaky teo anatrehan-dRehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra mbamin'ny namany ny taratasin'i Artaksersesy mpanjaka, dia niakatra faingana ho any Jerosalema ho any amin'ny Jiosy izy ka nampitsahatra azy an-keriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voavaky teo anatrehan’i Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra mbamin’ny namany ny taratasin’i Artaksersesy mpanjaka dia niakatra haingana ho any amin’ny Jiosy* tany Jerosalema izy ka nampitsahatra azy an-keriny.
malagasy
Ary rehefa voavaky teo anatrehan-dRehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra mbamin'ny namany ny taratasin'i Artaksersesy mpanjaka, dia niakatra faingana ho any Jerosalema ho any amin'ny Jiosy izy ka nampitsahatra azy an-keriny. [Heb. amin-tsandry aman-kery]Dia natsahatra tsy natao ny tranon'Andriamanitra, izay tany Jerosalema; ary mbola nitsahatra ihany izany hatramin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosy, mpanjakan'i Persia.