Ezra 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nanarama olona hanome hevitra hanohitra azy mba hahafoana ny heviny, hatramin’ny andro nanjakan’i Kirosy tany Persia ka hatramin’ny nanjakan’i Dariosy mpanjakan’i Persia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary azony tamim-bola hamely azy aza ny mpanolo-tsaina sasany, mba tsy hahavanona ny asany. Ary izany dia naharitra nandritra ny andron’i Sirosa, mpanjakan’i Persa, ka hatramin’ny andro nanjakan’i Dariosa, mpanjakan’i Persa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novidiny vola aza ny mpanolotsain’ny amperôra mba hanohitra ny Jiosy ka hampandamoka ny fikasany. Nanomboka tamin’ny andron’i Kirôsa amperôran’i Persia ka hatramin’ny nanjakàn’i Dariôsa amperôran’i Persia no nanaovana izany teti-dratsy izany.
Malagasy Bible 1865
sady nanamby olona hanome hevitra hanohitra azy hahafoana ny heviny hatramin'ny andro nanjakan'i Kyrosy tany Persia ka hatramin'ny nanjakan'i Dariosy, mpanjakan'i Persia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nanarama olona hanome hevitra hanohitra azy mba hahafoana ny heviny, hatramin’ny andro nanjakan’i Kirosy tany Persia ka hatramin’ny nanjakan’i Dariosy mpanjakan’i Persia.
malagasy
sady nanamby olona hanome hevitra hanohitra azy hahafoana ny heviny hatramin'ny andro nanjakan'i Kyrosy tany Persia ka hatramin'ny nanjakan'i Dariosy, mpanjakan'i Persia.