Ezra 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao niakatra nanjaka i Ahasoerosy dia nanoratra ho any aminy ireo, hanendrikendrika ny mponina tany Joda sy Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny andro nanjakan’i Asoerosa, tamin’ny fiandohan’ny fanjakany, dia nanoratra taratasy fitoriana ny mponina tany Jodà sy i Jerosalema izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao nanjaka i Kserksesa, dia nanoratra taratasy ho azy ny fahavalon’ny Jiosy mba hanendrikendrika ny mponina tao Jerosalema sy eran’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao nanjaka Ahasoerosy, dia nanoratra ho any aminy ireo hanendrikendrika ny mponina tany Joda sy Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao niakatra nanjaka i Ahasoerosy dia nanoratra ho any aminy ireo, hanendrikendrika ny mponina tany Joda sy Jerosalema.
malagasy
Ary raha vao nanjaka Ahasoerosy, dia nanoratra ho any aminy ireo hanendrikendrika ny mponina tany Joda sy Jerosalema.