Ezra 4:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra no nanoratra ny taratasy toy izao ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka mba ho fanendrikendrehana an’i Jerosalema:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Rehoma governora sy i Samsaì mpanoratra, nanoratra ho any amin’i Artakserksesa, nilaza ny amin’i Jerosalema, ka toy izao no teny ao amin’ny taratasy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Rehoma governora sy i Simsay mpitantsorany dia nanoratra taratasy anankiray koa ho an’ny amperôra Artakserksesa ny amin’i Jerosalema. Toy izao no fanombohan’izany:
Malagasy Bible 1865
Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra dia nanoratra taratasy ho any amin'i Artaksersesy mpanjaka hanendrikendrika an'i Jerosalema toy izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra no nanoratra ny taratasy toy izao ho any amin’i Artaksersesy mpanjaka mba ho fanendrikendrehana an’i Jerosalema:
malagasy
Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra dia nanoratra taratasy ho any amin'i Artaksersesy mpanjaka hanendrikendrika an'i Jerosalema toy izao: