Ezra 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babiloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«I Rehoma governora, i Samsaì mpanoratra, mbamin’ny namany sisa, ny avy any Dina, Afarsatàka, Terfala, Afarsà, Erkkoà, Babilôna, Sosa, Dehà, Elama,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Avy amin’i Rehoma governora sy amin’i Simsay mpitantsoratra ary avy amin’ireo namany hafa mifehy ny valovotaka: dia ny Dinaîta sy Afarsatekita ary Tarpelita, ny Afarsaîta sy Arkevita ary Babilônianina, ny Sosanita sy Dehavita ary Helamita,
Malagasy Bible 1865
Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babyloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Rehoma mpanolotsaina sy i Simsay mpitantsoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babiloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita,
malagasy
Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babyloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita,