Ezra 5:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy mpanjakan’i Babilona kosa dia namoaka didy i Kirosy mpanjaka mba hananganana indray io tranon’Andriamanitra io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Sirosa, mpanjakan’i Babilôna kosa anefa, namoaka didy manome lalana ny hanaovana io tranon’Andriamanitra io indray i Sirosa mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fanaka volamena sy volafotsy momba ny tranon’Andriamanitra koa dia nalainy tao amin’ny tempolin’i Jerosalema ka nentiny ho any amin’ny tempolin’i Babilôna. Fa ny taona voalohany nanjakàn’i Kirôsa tamin’i Babilôna, dia namoaka didy ity amperôra ity mba haorina indray io tranon’Andriamanitra io.
Malagasy Bible 1865
Fa tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy, mpanjakan'i Babylona, kosa dia nanao didy Kyrosy mpanjaka, mba hatao indray io tranon'Andriamanitra io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy mpanjakan’i Babilona kosa dia namoaka didy i Kirosy mpanjaka mba hananganana indray io tranon’Andriamanitra io.
malagasy
Fa tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy, mpanjakan'i Babylona, kosa dia nanao didy Kyrosy mpanjaka, mba hatao indray io tranon'Andriamanitra io.