Ezra 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hoy izy taminy: Raiso ireo fanaka ireo ka andeha apetraho ao amin’ny tempoly izay any Jerosalema; ary aoka hatsangana eo amin’ilay efa niorenany ihany ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy nilazany hoe: Raiso ireto fanaka ireto, ka mandehana apetraho ao amin’ny tempoly any Jerosalema, ary aoka hatsangana eo amin’izay niorenany ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nasainy noraisin’i Sesebatsàro ireo fanaka ireo mba hapetrany ao amin’ny tempolin’i Jerosalema rehefa voaorina indray eo amin’izay toerany taloha izany tranon’Andriamanitra izany.
Malagasy Bible 1865
ary hoy izy taminy: Raiso ireo fanaka ireo, ka andeha, apetraho ao amin'ny tempoly izay any Jerosalema; ary aoka ny tranon'Andriamanitra hatsangana eo amin'ilay efa niorenany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hoy izy taminy: Raiso ireo fanaka ireo ka andeha apetraho ao amin’ny tempoly izay any Jerosalema; ary aoka hatsangana eo amin’ilay efa niorenany ihany ny tranon’Andriamanitra.
malagasy
ary hoy izy taminy: Raiso ireo fanaka ireo, ka andeha, apetraho ao amin'ny tempoly izay any Jerosalema; ary aoka ny tranon'Andriamanitra hatsangana eo amin'ilay efa niorenany ihany.