Ezra 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana i Zerobabela zanak’i Sealtiela sy i Josoa zanak’i Jozadaka ka nanomboka nanao ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema indray; ary ireo mpaminanin’Andriamanitra ireo dia teo aminy ka nanampy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nitsangana nanomboka ny fanaovana ny tranon’Andriamanitra ao Jerosalema indray i Zôrôbabela zanak’i Salatiela, sy i Jôsoe zanak’i Josedeka, ary niaraka taminy koa ireo mpaminanin’Andriamanitra nanampy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niroso niasa indray i Zerobabela, zanakalahin’i Sealtiela, sy i Jesoa, zanakalahin’i Jôtsadaka, mba hanorina ny tranon’Andriamanitra ao Jerosalema ary nanampy azy roa lahy koa ireo mpaminanin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana Zerobabela, zanak'i Sealtiela, sy Jesoa, zanak'i Jozadaka, ka nanomboka nanao ny tranon'Andriamanitra any Jerosalema indray; ary ireo mpaminanin'Andriamanitra ireo dia teo aminy ka nanampy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana i Zerobabela zanak’i Sealtiela sy i Josoa zanak’i Jozadaka ka nanomboka nanao ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema indray; ary ireo mpaminanin’Andriamanitra ireo dia teo aminy ka nanampy azy.
malagasy