Ezra 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao koa no nolazainay taminy: Iza avy no anaran’ireo lehilahy manao io trano io?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny taminy izahay ka nilaza taminy ny anaran’ireo lehilahy manao ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa takînay aminareo ny anaran’ireo lehilahy manorina ny trano.
Malagasy Bible 1865
Ary izao koa no nataonay taminy Iza avy no anaran'izay lehilahy manao io trano io?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao koa no nolazainay taminy: Iza avy no anaran’ireo lehilahy manao io trano io?
malagasy
Ary izao koa no nataonay taminy Iza avy no anaran'izay lehilahy manao io trano io? [Na: (nataony)]